Tetikasa Eager

𝗠𝗔𝗡𝗞𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗢𝗠𝗕𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗠𝗜𝗢𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 “𝗘𝗖𝗢𝗦𝗬𝗦𝗧𝗘𝗠𝗘”

📍𝘼𝙣𝙤𝙨𝙮, 𝙛𝙖𝙝𝙖-6 𝙢𝙖𝙮 2026 – 𝘕𝘢𝘯𝘥𝘳𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘷𝘰𝘳𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘢𝘵𝘢𝘰 𝘵𝘦𝘵𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘐𝘋𝘚𝘗 𝘥𝘪𝘢 𝘯𝘰𝘩𝘢𝘮𝘢𝘧𝘪𝘴𝘪𝘯𝘢 𝘧𝘢 𝘪𝘭𝘢𝘪𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘢𝘵𝘴𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 « 𝘛𝘋𝘙 » 𝘢𝘰 𝘢𝘯𝘢𝘵𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘛𝘦𝘵𝘪𝘬𝘢𝘴𝘢 𝘌𝘈𝘎𝘌𝘙, 𝘬𝘢 𝘵𝘰𝘬𝘰𝘯𝘺 𝘩𝘪𝘧𝘢𝘯𝘵𝘰𝘬𝘢 𝘣𝘦𝘣𝘦 𝘬𝘰𝘬𝘰𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘰𝘮𝘣𝘢 𝘧𝘪𝘢𝘴𝘢 𝘮𝘪𝘰𝘮𝘱𝘢𝘯𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 “𝘦́𝘤𝘰𝘴𝘺𝘴𝘵𝘦̀𝘮𝘦” 𝘪𝘻𝘢𝘯𝘺 𝘩𝘰 𝘢𝘯’𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 𝘳𝘦𝘩𝘦𝘵𝘳𝘢 𝘮𝘱𝘪𝘢𝘳𝘢-𝘮𝘪𝘴𝘢𝘭𝘢𝘩𝘢.

✅Takiana ihany koa ny famolavolana drafitr’asa mazava avy amin’ny minisitera tsirairay, mamaritra ireo hetsika kasaina hatao ao anatin’ny EAGER.

Anisan’ny laharam-pahamehana ny fanamafisana ny fahaiza-manao, ka tokony hazava ny anjara biriky entin’ny minisitera tsirairay, indrindra amin’ny sehatra toy ny fanofanana sy ny tolotra fanohanana.

📌Eo anatrehan’izany, efa voalahatra ny iraka fanaraha-maso faharoa ataon’ny Banky Iraisam-pirenena, izay hotanterahina ny 18 hatramin’ny 23 may ho avy izao, hanombanana ny fandrosoana sy ny fanatanterahana ireo fanavaozana napetraka.

✅Fiaraha-miasa hiarahan’ireo minisitera vitsivitsy toy ny MIDSP, ny Fizahantany sy ny asa-tanana, ny MTEFOP, ny Fambolena sy ny Fiompiana, ny FID, Banky iraisam-pirenena ary ny tetikasa Eager.

Vous aimerez aussi...