Vaovaom-paritra / Vita ireo fifamindram-pitantanana

Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina (DIRIDSP)
Nandray ny andraikiny ireo Talem-paritra any Antsirabe, Miarinarivo, Antananarivo, Toamasina, Mahajanga, Fianarantsoa, Taolagnaro, Antsiranana, Manakara ary Toliara.
Antsirabe : RATSIMANDRATRA Fenosoa Dolaniaina Nomenjanahary
Miarinarivo : JAORIZIKY Patricia
Antananarivo : RAHERISON Andrianantenaina Liva
Toamasina : RABOTO Paul Elodie
Mahajanga : RADANISON Nary Arture Patrick
Fianarantsoa : RATSIZAFY Hyacinthe
Taolagnaro : MANOVOSOA Hugo
Antsiranana : TANIGNA Romuald Florentin
Manakara : ANDRIANJAFY François Lucien Juhavelange
Toliara : JOELISON Mbolatiana Livaharilala
Naneho fahavononana feno izy ireo ny hitondra ny anjara biriky eo amin’ny fanatsarana ny fitantanana isam-paritra ho an’ny fampandrosoana hatrany ny eny ifotony.
