Tetika Eager

𝗠𝗯𝗼𝗹𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗶𝘀𝗼𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗲 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 ?

👉Te hiditra amin’ny sehatry ny asa na hanomboka handraharaha?

👉Sa efa mpandraharaha fa te hampivelatra izany ?

𝗠𝗯𝗼𝗹𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝘁𝗮𝗿𝗮 ! 𝗠𝗶𝘀𝗼𝗿à𝘁𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗲𝗻𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗼 !

1- Na mandeha mivantana amin’ireo adiresy ao amin’ny sary

2 – Na mi-scanné ny QR Code amin’ny sary

3 – Na misafidy ny tohana ary manindry ny rohy tianao sitrahana eto ambany:

🌐 Raha mitady asa sy fizaran’asa (stage) na hanomboka handraharaha: https://bit.ly/4sxeoRg

🌐Raha efa mpandraharaha ianao ka te hampivelatra ny asanao: https://bit.ly/4sx9tQh

👉Jereo ihany koa ireo faritra iasan’ny tetikasa sy ny fepetra fisitrahana.

—

EAGER | Tetikasan’ny Governemanta malagasy, arindran’ny Ministère de l’Education Nationale de Madagascar. Ny fandaharanasa faharoa dia iarahana miasa amin’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboina ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina . Mpiara miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola ny Banque mondiale Madagascar , ary tanterahin’ny FID – Fonds d’Intervention pour le Développement.

Vous aimerez aussi...