🟥🟥 Fandaharana manokana 🟥🟥

Ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina (MIDSP), RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina no vahinin’ny fandaharana manokan’ny TVM anio manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina ( 20h30 ).
Fandaharana manokana andraisan’ireo minisitra rehetra mpikambana eo anivon’ny Governemanta anjara araka ny toromarika nomen’Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara.
𝐋𝐨𝐡𝐚𝐡𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 2 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐧𝐨 𝐡𝐨𝐫𝐞𝐬𝐚𝐡𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲:
1- Ny teti-panorona na ny « Stratégie » hoentin’ny minisitera miady amin’ny kolikoly
2- Tatitry ny asa nataon’ny Minisitera nandritra ny herintaona
