๐ฒ๐ฌ Madagasikara miara-miasa amin’ny AUDA-NEPAD ho fanohanana ireo tetikasa indostrialy laharam-pahamehana

๐๐ฐ๐ณ๐ต-๐๐ฐ๐ถ๐ช๐ด, ๐๐ข๐ถ๐ณ๐ช๐ค๐ฆ | 25โ27 ๐๐ฐ๐ท๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2026 – ๐๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐บ ๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ณ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ท๐ฐ๐ณ๐ช๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ณ๐ข-๐ต๐ฆ๐ฌ๐ฏ๐ช๐ฌ๐ข ๐ฌ๐ข๐ณ๐ข๐ฌ๐ข๐ณ๐ข๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ยซย ๐๐จ๐ฆ๐ฏ๐ค๐ฆ ๐ฅ๐ฆ ๐๐ฆฬ๐ท๐ฆ๐ญ๐ฐ๐ฑ๐ฑ๐ฆ๐ฎ๐ฆ๐ฏ๐ต ๐ฅ๐ฆ ๐ญ’๐๐ฏ๐ช๐ฐ๐ฏ ๐๐ง๐ณ๐ช๐ค๐ข๐ช๐ฏ๐ฆ (๐๐๐๐-๐๐๐๐๐)ย ยป, ๐ข๐ฐ ๐ข๐ฏ๐ข๐ต๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ฅ๐ข๐ฉ๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐ข๐ด๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ๐ด๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ต๐ฐ๐ฆ๐ฌ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฏ’๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ง๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฏ๐ฐ๐ด๐บ ๐ข๐ต๐บ ๐๐ง๐ณ๐ช๐ฌ๐ข, ๐ฏ๐บ ๐ฅ๐ฆ๐ญ๐ฆ๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฐ๐ฏ๐ข ๐ข๐ท๐บ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ฏ๐ฅ๐ฐ๐ด๐ต๐ณ๐ช๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ท๐ฆ๐ญ๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ต๐ด๐บ ๐๐ช๐ข๐ฏ๐ฌ๐ช๐ฏ๐ข (๐๐๐๐๐).
Ramatoa Tale Jeneralin’ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina, MANANARIVO Arlise sy Andriamatoa RAKOTOARIMALALA Ravo, Talen’ny Fanohanana ny Sehatra tsy Miankina ary Ramatoa RAJAONARIVELO Harena, Talen’ny Fanohanana ny Fampiroboroboana maharitra ny Indostria no misolo tena an’i Madagasikara amin’izany fivoriana izany.
Tanjona lehibe ny fanatsarana ny fahafahan’ireo tetikasa laharam-pahamehana eto Madagasikara misarika mpamatsy vola sy mahazo famatsiam-bola, indrindra eo amin’ny:
– Fampandrosoana sy famatsiam-bola ny faritra ara-toekarena manokana (ZES);
– Fanohanana orinasa madinika sy salantsalany (PME/PMI) miisa 500 amin’ny alalan’ny fampiofanana sy fampivelarana ny fahaiza-manao ary ny fahazoana famatsiam-bola;
– Fanohanana ny kaoperativa sy ny fampiroboroboana ny fahaiza-manaon’ny tanora.
Dingana iray lehibe ho an’i Madagasikara izao fiaraha-miasa izao, mba hanafainganana ny fampiroboroboana ny indostria, hisarihana ny fampiasam-bola, hanamafisana ny sehatra tsy miankina ary hamoronana asa maharitra.
#Madagasikara#MIDSP#AUDANEPAD#Indostria#SehatraTsyMiankina#ZES#PMEPMI#Asa
