Zumba eto anivon’ny MIDSP : Hetsika ho an’ny fahasalamana sy ny firaisan-kina

📍 𝘈𝘯𝘰𝘴𝘺, 13 𝘕𝘰𝘷𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2026 – 𝘕𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢𝘬𝘢𝘳𝘢 𝘩𝘦𝘵𝘴𝘪𝘬𝘢 𝘡𝘶𝘮𝘣𝘢 𝘩𝘰 𝘢𝘯’𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘮𝘱𝘪𝘢𝘳𝘢-𝘮𝘪𝘢𝘴𝘢 𝘯𝘺 𝘦𝘵𝘰 𝘢𝘯𝘪𝘷𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘐𝘋𝘚𝘗, 𝘩𝘰 𝘧𝘪𝘬𝘰𝘭𝘰𝘬𝘰𝘭𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘢𝘴𝘢𝘭𝘢𝘮𝘢𝘯𝘢 𝘢𝘳𝘺 𝘩𝘰 𝘧𝘢𝘯𝘢𝘮𝘢𝘧𝘪𝘴𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘳𝘢𝘪𝘴𝘢𝘯-𝘬𝘪𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘵𝘰𝘦-𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝘵𝘪𝘢 𝘮𝘪𝘢𝘳𝘢-𝘮𝘪𝘢𝘴𝘢.

Notanterahina tao amin’ny efitrano fivoriana Anosy, niaraka tamin’i Coach Tsito, ny hetsika izay niarahana tao anatin’ny hafaliana sy ny fahavitrihana. Nisafidy ny fitafy manga tanora moa ireo mpandray anjara tamin’izany.

Miara-mihetsika isika hikolokolo ny fahasalamana sy hanamafy ny firaisan-kina !

Vous aimerez aussi...