Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy

𝗡𝗬 𝗩𝗘𝗛𝗜𝗩𝗔𝗩𝗬 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬, 𝗛𝗘𝗥𝗬 𝗜𝗥𝗔𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗩𝗔𝗢𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔

📍𝘼𝙣𝙤𝙨𝙮, 𝙛𝙖𝙝𝙖-08 𝙢𝙖𝙧𝙩𝙨𝙖 2026 – “𝘝𝘦𝘩𝘪𝘷𝘢𝘷𝘺 𝘮𝘢𝘩𝘢𝘭𝘦𝘰 𝘵𝘦𝘯𝘢, 𝘧𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘴𝘰, 𝘵𝘦𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘭𝘢𝘮𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘯𝘦𝘯𝘵𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘰𝘣𝘰𝘳𝘰𝘣𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘐𝘯𝘥𝘰𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘷𝘦𝘭𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘴𝘺 𝘔𝘪𝘢𝘯𝘬𝘪𝘯𝘢 (𝘔𝘐𝘋𝘚𝘗) 𝘯𝘢𝘯𝘬𝘢𝘭𝘢𝘻𝘢𝘪𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘈𝘯𝘥𝘳𝘰 𝘪𝘳𝘢𝘪𝘴𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘩𝘰 𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘻𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘝𝘦𝘩𝘪𝘷𝘢𝘷𝘺 2026.

✅Singa iray lehibe manana ny anjara toerany eo amin’ny fampandrosoana ny firenena, ny fiaraha-monina, ny toeram-piasana ary ny manodidina azy ny Vehivavy.

📌Nandray anjara mavitrika tamin’ny diabe izay namaranana ny herinandro fankalazana ny 08 Martsa ireo vehivavy teto anivon’ny MIDSP izay notronin’i Ramatoa vadin’ny Minisitra RASOARAHONA Andriniaina.

Vous aimerez aussi...