Nandray ny toerany ny Sekretera Jeneraly sy ny Tale misahana ny raharaha ara-bola

𝘈𝘯𝘰𝘴𝘺, 10 𝘢𝘱𝘳𝘪𝘭𝘺 2026 𝘛𝘢𝘯𝘵𝘦𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘰𝘮𝘢𝘭𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘧𝘢𝘮𝘪𝘯𝘥𝘳𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘵𝘢𝘯𝘵𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘵𝘦𝘰 𝘢𝘯𝘪𝘷𝘰𝘯𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘬𝘳𝘦𝘵𝘦𝘳𝘢 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘺 𝘴𝘺 𝘵𝘦𝘰 𝘢𝘯𝘪𝘷𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘵𝘢𝘭𝘦𝘢𝘷𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘪𝘴𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘳𝘢𝘩𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢 𝘢𝘳𝘢-𝘣𝘰𝘭𝘢 𝘦𝘵𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯𝘯𝘺 𝘔𝘐𝘋𝘚𝘗 𝘪𝘻𝘢𝘺 𝘯𝘢𝘵𝘳𝘦𝘩𝘢𝘯𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘙𝘈𝘏𝘈𝘙𝘐𝘔𝘈𝘕𝘑𝘈𝘛𝘖 𝘕𝘺 𝘙𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘕𝘢𝘮𝘱𝘰𝘪𝘯𝘢.

✅ Ho tantsoroka sy soroka miara milanja ny andraikitra sy adidy ho fampandrosoana ny firenena eo anilanny Minisitra sy ireo mpiara-miasa eto anivonny MIDSP. Io no anisanny teny nataonny Sekretera Jeneraly vaovao TATAMIARISOA Manankoraisina Landry, nandritry ny fifamindram-pitantanana.

✅ “Fifanomezan-tanana hitondrana vahaolana sy hanatsarana ny asa rehetra efa natomboka satria ny MIDSP dia minisitera fanoitra eo aminny fampandrosoana ny toekarena eto Madagasikara”, hoy kosa ny Tale misahana ny Raharaha ara-bola vaovao, SAIDSON Jean Roger.

✅ Nisaotra ireo tomponandraikitra ambony teo aloha ny Minisitra ary niarahaba ireo voatendry handimby hanohy ny andraikitra ho tombontsoanny firenena.

Vous aimerez aussi...