Madagasikara – Banky Iraisam-pirenena.

𝗡𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗙𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗗𝗦𝗣 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗦𝗘𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗔𝗡𝗞𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗕𝗔𝗡𝗞𝗬 𝗜𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔.

📍𝘼𝙣𝙤𝙨𝙮, 𝙛𝙖𝙝𝙖 20 𝙈𝙚𝙮 2026 – 𝘕𝘰𝘳𝘢𝘪𝘴𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘰𝘣𝘰𝘳𝘰𝘣𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘪𝘯𝘥𝘰𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘷𝘦𝘭𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘴𝘦𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘴𝘺 𝘮𝘪𝘢𝘯𝘬𝘪𝘯𝘢, 𝘙𝘈𝘏𝘈𝘙𝘐𝘔𝘈𝘕𝘑𝘈𝘛𝘖 𝘕𝘺 𝘙𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘕𝘢𝘮𝘱𝘰𝘪𝘯𝘢, 𝘯𝘺 𝘵𝘰𝘮𝘱𝘰𝘯𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘪𝘬𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘷𝘰𝘢𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯𝘺 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘮𝘱𝘢𝘯𝘥𝘦𝘩𝘢𝘯𝘢𝘯’𝘢𝘴𝘢 𝘢𝘷𝘺 𝘢𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘉𝘢𝘯𝘬𝘺 𝘐𝘳𝘢𝘪𝘴𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘈𝘯𝘥𝘳𝘪𝘢𝘮𝘢𝘵𝘰𝘢 𝘒𝘖𝘊𝘏𝘐𝘒𝘗𝘈 𝘖𝘓𝘖𝘋𝘖.

✅ Nisy ny fifanakalozana ho fanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ireo tetikasa iarahana toy ny tetikasa EAGER izay fanoitra lehibe amin’ny fampahaleovan-tena ny zatovovavy sy ny vehivavy, fampandrosoana ny fandraharahana tsy manavaka sy maharitra, fanovana ny tontolon’ny fandraharahana eto Madagasikara, ary ny tetikasa PIC izay manampy sy mitantsoroka ny orinasa.

📌 Niarahaba ny ezaka sy ny haitarika nataon’ny MIDSP ihany koa ny tenany ary nampirisika hatrany ny hanafainganana ireo asa araka izay tratra noho ity Minisitera ity andry lehibe iankinan’ny sehatra tsy miankina amin’ny fampandrosoana ny toekarena eto Madagasikara.

✅ Nanamafy ny fahavononany araka izany ireto iraky ny Banky Iraisam-pirenena ireto fa ho soroka miara-milanja miaraka amin’ny MIDSP amin’ny fanohanana rehetra izay ilainy mba ahafahana mandroso haingana.

📌 Nanambara moa ny Minisitra RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina fa vonona amin’ny fiaraha-miasa ny Minisitera izay tarihiny amin’ny fanatanterahana haingana sy mavitrika ireo tetikasa miaraka amin’ny Banky Iraisam-pirenena ho fanohanana ny sehatra tsy miankina sy ny vahoaka Malagasy 33 tapitrisa.

_______________________________________________________

𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗖𝗔𝗥 — 𝗕𝗔𝗡𝗤𝗨𝗘 𝗠𝗢𝗡𝗗𝗜𝗔𝗟𝗘.

𝗟𝗔 𝗕𝗔𝗡𝗤𝗨𝗘 𝗠𝗢𝗡𝗗𝗜𝗔𝗟𝗘 𝗥𝗘𝗡𝗙𝗢𝗥𝗖𝗘𝗡𝗧 𝗦𝗢𝗡 𝗦𝗢𝗨𝗧𝗜𝗘𝗡 𝗔𝗨 𝗠𝗜𝗗𝗦𝗣 𝗣𝗢𝗨𝗥 𝗟𝗘 𝗗𝗘́𝗩𝗘𝗟𝗢𝗣𝗣𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗗𝗨 𝗦𝗘𝗖𝗧𝗘𝗨𝗥 𝗣𝗥𝗜𝗩𝗘́

📍𝘼𝙣𝙤𝙨𝙮, 𝙡𝙚 20 𝙢𝙖𝙞 2026 — 𝘓𝘦 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘵𝘳𝘦 𝘥𝘦 𝘭’𝘪𝘯𝘥𝘶𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢𝘭𝘪𝘴𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘦𝘵 𝘥𝘶 𝘋𝘦́𝘷𝘦𝘭𝘰𝘱𝘱𝘦𝘮𝘦𝘯𝘵 𝘥𝘶 𝘴𝘦𝘤𝘵𝘦𝘶𝘳 𝘱𝘳𝘪𝘷𝘦́, 𝘙𝘈𝘏𝘈𝘙𝘐𝘔𝘈𝘕𝘑𝘈𝘛𝘖 𝘕𝘺 𝘙𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘕𝘢𝘮𝘱𝘰𝘪𝘯𝘢, 𝘢 𝘳𝘦𝘤̧𝘶 𝘭𝘦 𝘤𝘩𝘢𝘳𝘨𝘦́ 𝘱𝘳𝘪𝘯𝘤𝘪𝘱𝘢𝘭 𝘥𝘦𝘴 𝘰𝘱𝘦́𝘳𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯𝘴 𝘥𝘦 𝘭𝘢 𝘉𝘢𝘯𝘲𝘶𝘦 𝘔𝘰𝘯𝘥𝘪𝘢𝘭𝘦, 𝘔. 𝘒𝘰𝘤𝘩𝘪𝘬𝘱𝘢 𝘖𝘓𝘖𝘋𝘖.

✅ Des échanges ont eu lieu afin de renforcer la coopération sur des projets conjoints, notamment le projet EAGER, qui vise à promouvoir l’autonomisation des adolescentes et des femmes, le développement d’un entrepreneuriat inclusif et durable et la transformation du climat des affaires à Madagascar, ainsi que le projet PIC, qui appuie et accompagne les entreprises.

📌 Le responsable au sein de la Banque Mondiale a également salué les efforts et le leadership du MIDSP et a encouragé l’accélération des actions dans la mesure du possible, ce ministère étant un pilier majeur sur lequel repose le développement du secteur privé pour la croissance économique du pays. Les représentants de la Banque Mondiale ont réaffirmé leur volonté de travailler avec le MIDSP et d’apporter tout le soutien nécessaire pour permettre un progrès rapide.

✅ Le Ministre RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina a déclaré que le ministère est prêt à coopérer pour la mise en œuvre rapide et dynamique des projets avec la Banque Mondiale, au bénéfice du secteur privé et des 33 millions de Malagasy.

Vous aimerez aussi...