Tratry ny fetin’ny Aïd al-Adha !

Ny MIDSP dia mirary fety sambatra sy feno fahasoavana ho an’ny mpiray tanindrazana silamo rehetra mankalaza izany. Satria fotoanan’ny finoana sy ny sorona izao, dia mba ho mafy hatrany ny fihavanana sy ny firaisankina ho fampandrosoana ny firenentsika.

Vous aimerez aussi...