ITM (๐—œ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น ๐—ง๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐—ถ๐˜€๐—บ ๐—™๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ) sy IHM (๐—œ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น ๐—›๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฐ๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐˜ ๐—™๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ).

ย ยป ๐—Ÿ๐—ฒ ๐—–๐—ฎ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—น ๐—ต๐˜‚๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ป, ๐—ฎ๐˜‚ ๐—ฐ๐—ผ๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—น๐—ฎ ๐—ฑ๐—ฒ๐˜€๐˜๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ.ย ยป

๐Ÿ“๐˜พ๐˜พ๐™„ ๐™ž๐™ซ๐™–๐™ฉ๐™ค, ๐™›๐™–๐™๐™– 12 ๐™…๐™ค๐™ฃ๐™– 2026 – ๐˜•๐˜ช๐˜ด๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ข๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐˜ต๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ’๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ข ๐˜–๐˜ง๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ข๐˜ญ๐˜บ ๐˜ต๐˜ฆ๐˜ต๐˜ด๐˜บ ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ’๐˜ฏ๐˜บ ๐˜Š๐˜Š๐˜ ๐˜๐˜ท๐˜ข๐˜ต๐˜ฐ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜๐˜›๐˜” ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข-12 ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜๐˜๐˜” ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข-3 ๐˜ช๐˜ป๐˜ข๐˜บ ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ช๐˜ต๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ต๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ ๐˜ฉ๐˜ฆ๐˜ท๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ช๐˜ด๐˜ข 400 ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜บ.

โœ…Anisan’ny mampiray ny fianakaviamben’ny mpandraharaha ary ireo sehatra tsy miankina misehatra eo amin’ny tontolon’ny Fizahantany

ity hetsika ity izay karakarain’ny ONTM (office National du Tourisme de Madagascar).

โœ…Manomboka androany 11 Jona ary hifarana ny 14 Jona 2026 izany. Ny tanjona amin’izao andiany izao dia ny hampiroborobo ny fizahantany anatiny sy hisarihana hatrany ireo mpamatsy vola ary mpizahantany maro be ho avy eto Madagasikara.

โœ…Tonga nanome voninahitra ny hetsika Andriamatoa Minisitra RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina. Ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina moa no Minisitera miahy manokana ny sehatra tsy miankina, manampy sy mitantsoroka azy ireo mba hampivelatra ny fandraharahana izay ataony ka ao anatin’izany ny indostrian’ny fizahantany.

Manasa am-pitiavana ny fianakaviamben’ny mpandraharaha, ny mpianatra, ny mpankafy asa tanana, ary ny vahoaka Malagasy rehetra tsy an-kanavaka mba ho avy hitsidika sy hanotrona ity hetsika goavana etsy amin’ny CCI Ivato ity.

โœ…Andao hifanome fotoana, hanohana ny vita malagasy, ary hiara-hampiroborobo ny fizahantanintsika!

Vous aimerez aussi...