Fanadiovana faobe!

Satria « Madagasikara madio no tanjona », tongava maro hifanome tanana amin’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina amin’ny fanadiovana faobe izay hotontosaina :

📅 Sabotsy 20 Jona 2026

📍 Eto Anosy

⏰ Amin’ny 8 ora maraina

Andao hiara-hientana ho an’ny tontolo iainana madio sy milamina.

Vous aimerez aussi...