Tratry ny Fetin’ny Reny!

Ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina dia mirary fety sambatra ho an’ny Reny rehetra manerana an’i Madagasikara, indrindra fa ireo miantsehatra amin’ny fampandrosoana ny indostria sy ny sehatra tsy miankina ho fampivelarana ny toekarena malagasy.

Vous aimerez aussi...