📢 Vaovao momban’ny tohana fiampitàna amin’ny amin’ny sehatry ny asa sy ny fandraharahana ato anatin’ny Tetikasa EAGER!

👉 Maro aminareo, vehivavy 18-35 taona, no manontany momba ny fizotry ny tohin’ny fisoratana anarana, ary misaotra anareo sahady izahay noho ny fahavitrihana lehibe nasehonareo.

✅ Manamafy aminareo izahay fa 𝗲𝗳𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗻𝘁𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼 amin’ireto lalana telo tohanan’ny tetikasa ireto:

💻 Fidirana amin’ny sehatry ny asa eny anivon’ny orinasa,

🔨 Fananganana orinasa na fandraharahana,

📊 Fampivelarana asa fandraharahana efa misy.

Misaotra anareo noho ny faharetana sy ny fitokisana.

Mitohy ny dia miaraka amin’ny EAGER! 🇲🇬✨

Araho tsy tapaka ny pejy!

—

EAGER | Tetikasan’ny Governemanta malagasy, arindran’ny Ministère de l’Education Nationale de Madagascar . Ny fandaharanasa faharoa dia iarahana miasa amin’ny @Minisiteran’ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina . Mpiara miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola ny Vondron’ny Banque mondiale Madagascar mondiale Madagascar , ary tanterahin’ny FID – Fonds d’Intervention pour le Développement

Vous aimerez aussi...