ASIEF | Manakara

25 𝘢𝘰𝘨𝘰𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 2026 – 𝘕𝘪𝘨𝘢𝘥𝘰𝘯𝘢 𝘵𝘢𝘰 𝘔𝘢𝘯𝘢𝘬𝘢𝘳𝘢, 𝘍𝘢𝘳𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘍𝘪𝘵𝘰𝘷𝘪𝘯𝘢𝘯𝘺, 𝘪𝘰 𝘩𝘢𝘳𝘪𝘷𝘢 𝘪𝘰 𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘙𝘦𝘱𝘰𝘣𝘭𝘪𝘬𝘢𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢, 𝘒𝘰̂𝘭𝘰̂𝘯𝘦𝘭𝘺 𝘙𝘈𝘕𝘋𝘙𝘐𝘈𝘕𝘐𝘙𝘐𝘕𝘈 𝘔𝘪𝘤𝘩𝘢𝘦̈𝘭, 𝘮𝘪𝘷𝘢𝘥𝘺, 𝘯𝘰𝘵𝘳𝘰𝘯𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘱𝘢𝘯𝘰𝘭𝘰𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝘈𝘷𝘰, 𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘈𝘯𝘵𝘦𝘯𝘪𝘮𝘪𝘦𝘳𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘢𝘳𝘺 𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘮𝘱𝘪𝘬𝘢𝘮𝘣𝘢𝘯𝘢 𝘷𝘪𝘵𝘴𝘪𝘷𝘪𝘵𝘴𝘺 𝘢𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘎𝘰𝘷𝘦𝘳𝘯𝘦𝘮𝘢𝘯𝘵𝘢, 𝘬𝘢 𝘢𝘯𝘪𝘴𝘢𝘯’𝘪𝘻𝘢𝘯𝘺 𝘈𝘯𝘥𝘳𝘪𝘢𝘮𝘢𝘵𝘰𝘢 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘰𝘣𝘰𝘳𝘰𝘣𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘐𝘯𝘥𝘰𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘷𝘦𝘭𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘴𝘺 𝘔𝘪𝘢𝘯𝘬𝘪𝘯𝘢, 𝘙𝘈𝘏𝘈𝘙𝘐𝘔𝘈𝘕𝘑𝘈𝘛𝘖 𝘕𝘺 𝘙𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘕𝘢𝘮𝘱𝘰𝘪𝘯𝘢.
Ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny ASIEF 2026, lalao ara-panatanjahantena ho an’ny mpiasam-panjakana, izay hotanterahina ny alarobia 26 aogositra, no anisan’ny anton-dian’ny Filohan’ny Fanavaozana any Manakara.
Fotoana iray hanamafisana ny firaisankina, ny fifandraisana ary ny toe-tsaina ara-panatanjahantena eo amin’ireo mpiasam-panjakana manerana an’i Madagasikara ny ASIEF.
