Appel à Manifestation d’Intérêt : « Avy amin’ny fikarohana makany amin’ny fiantraikany. »

✅ Ho fanohanana ny talenta, hampivoarana ny fanavaozana ary hampitomboana ny fiantraikan’ny fikarohana sy ny teknolojia eo amin’ny toekarena dia misokatra ny antso ho fanehoana fahalianana (AMI) 2026 ho an’ireo mpikaroka, mpamorona vahaolana, mpandraharaha, startup ary orinasa Malagasy manana tetikasa vaovao.

🫴 𝐋𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝟑 𝐚𝐳𝐨 𝐢𝐬𝐚𝐟𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 :

🔹 𝐇𝐈-𝐋𝐀𝐁 : ho an’ny mpikaroka sy ekipa mpikaroka

🔹 𝐇𝐈-𝐍𝐎𝐕 : ho an’ireo mpamorona vahaolana, mpandraharaha ary startup

🔹 𝐇𝐈-𝐈𝐌𝐏𝐀𝐂𝐓 : ho an’ireo orinasa te hampiditra na hamindra teknolojia vaovao

✅ 𝐅𝐚𝐧𝐝𝐞𝐟𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 : 22 Septambra – 22 Oktobra 2026

👉 Jereo ato amin’ny rohy ny fepetra sy ny fomba fandefasana ny fangatahana :

https://unipod.mesupres.mg/appel-a-manifestation/…

Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa

#UNIPOD#MESUPRES#MIDSP#SIM#PNUD

Vous aimerez aussi...