Tompondaka Nasionaly N1A 2026

𝘔𝘢𝘯𝘢𝘮𝘢𝘧𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘰𝘩𝘢𝘯𝘢𝘯𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘮𝘱𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘴𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘢𝘵𝘢𝘯𝘫𝘢𝘩𝘢𝘯𝘵𝘦𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘵𝘢𝘯𝘰𝘳𝘢 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘫𝘢𝘬𝘢𝘯𝘢.
Nanatrika ny lalao famaranana ny Tompondaka Nasionaly N1A, notontosaina tao amin’ny Palais des Sports Mahamasina ny 04 Oktobra 2026, ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina (MIDSP), RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina, niaraka tamin’ireo mpikambana maromaro eo anivon’ny Governemanta.
Vatana tomady, saina matsilo, tanora vonona hamokatra sy handray anjara amin’ny fampandrosoana.
Arahabaina ireo ekipa rehetra nandray anjara, ary indrindra ireo Tompondaka N1A 2026 : GNBC Analamanga (Dames) sy COSPN Analamanga (Hommes).
