Taona iray nikatrohana ho an’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny sehatra tsy miankina

✅ Tanjona iombonana mipàka any amin’ny vahoaka Malagasy ho fampandrosoana ny Firenena :

  • Famoronana asa maharitra indrindra ho an’ny tanora
  • Fampiroboroboana ny famokarana eto an-toerana sy ny  » Vita Malagasy « 
  • Fanofanana sy fanohanana ny tanora amin’ny fandraharahana

Vous aimerez aussi...