Fananganan-tsaina | Novambra 2026

𝘈𝘯𝘰𝘴𝘺, 𝘈𝘭𝘢𝘵𝘴𝘪𝘯𝘢𝘪𝘯𝘺 02 𝘕𝘰𝘷𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2026 – 𝘕𝘺 𝘚𝘦𝘬𝘳𝘦𝘵𝘦𝘳𝘢 𝘑𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘺, 𝘛𝘈𝘛𝘈𝘔𝘐𝘈𝘙𝘐𝘚𝘖𝘈 𝘔𝘢𝘯𝘢𝘯𝘬𝘰𝘳𝘢𝘪𝘴𝘪𝘯𝘢 𝘓𝘢𝘯𝘥𝘳𝘺, 𝘯𝘰 𝘯𝘪𝘵𝘢𝘳𝘪𝘬𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘢𝘯𝘨𝘢𝘯𝘢𝘯-𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘢𝘯𝘺, 𝘯𝘪𝘴𝘰𝘭𝘰 𝘵𝘦𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘰𝘣𝘰𝘳𝘰𝘣𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘐𝘯𝘥𝘰𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘷𝘦𝘭𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘴𝘺 𝘔𝘪𝘢𝘯𝘬𝘪𝘯𝘢 (𝘔𝘐𝘋𝘚𝘗), 𝘙𝘈𝘏𝘈𝘙𝘐𝘔𝘈𝘕𝘑𝘈𝘛𝘖 𝘕𝘺 𝘙𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘕𝘢𝘮𝘱𝘰𝘪𝘯𝘢.

✅ Nisaotra ireo mpiara-miasa tonga rehetra izy ary nampita hafatra fohy:

– Fifampihaino sy fifanajana.

– Fanatanterahana ny asa araka ny lalàna sy ny lamina napetraka.

– Miasa hatrany ho tombontsoan’ny Malagasy.

📌 Notsindriany ihany koa ny ezaka atao hamahana ny olana ara-pitaovana sy fotodrafitrasa. Anisan’izany ny fampitaovana solosaina tsy ho ela ho an’ny mpiara-miasa, ho fanatsarana ny kalitaon’ny asa.

Mirary herinandro finaritra ho antsika rehetra!

« Miasa miaraka isika ary miaraka mampandroso! »

Vous aimerez aussi...