Fanarenana ny toekarena Malagasy amin’ny alalan’ny Agri-Business

𝘈𝘯𝘵𝘢𝘯𝘪𝘯𝘢𝘳𝘦𝘯𝘪𝘯𝘢, 28 𝘚𝘦𝘱𝘵𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2026 — 𝘕𝘰𝘵𝘢𝘯𝘵𝘦𝘳𝘢𝘩𝘪𝘯𝘢 𝘵𝘢𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘛𝘰𝘦𝘬𝘢𝘳𝘦𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘵𝘢𝘯𝘵𝘢𝘯𝘢𝘮-𝘣𝘰𝘭𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘷𝘰𝘳𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘢𝘳𝘢-𝘵𝘦𝘬𝘯𝘪𝘬𝘢 𝘯𝘪𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯’𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢 𝘷𝘰𝘢𝘬𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘉𝘢𝘯𝘬𝘺 𝘐𝘳𝘢𝘪𝘴𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢, 𝘯𝘢𝘯𝘥𝘪𝘯𝘪𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘰𝘮𝘣𝘢 𝘩𝘢𝘩𝘢𝘧𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘮𝘦𝘵𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘵𝘦𝘵𝘪𝘬𝘢𝘴𝘢 𝘪𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘦𝘯𝘵𝘪𝘯𝘢 𝘩𝘢𝘮𝘱𝘪𝘷𝘦𝘭𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 « 𝘈𝘨𝘳𝘪-𝘣𝘶𝘴𝘪𝘯𝘦𝘴𝘴 » 𝘦𝘵𝘰 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢.

✅ Anisan’ny nandray anjara ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra Tsy Miankina (MIDSP), RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina, izay nanasongadina ireo sakana atrehin’ny indostria, indrindra ny akora fototra, ny fotodrafitrasa ary ny angovo.

📌 Tanjona ny hampifandray ny famokarana sy ny fanodinana ary ny varotra ho fanamafisana ny rojom-pihariana ka hamorona asa ary hiteraka fampandrosoana ara-toekarena ho an’i Madagasikara.

Vous aimerez aussi...