Handray anjara mavitrika amin’ny « Hazakazaka ho an’ny Fahaleovantena » ny ekipan’ny MIDSP

​Ho fankalazana ny faha-66 taona niverenan’ny fahaleovantena sy ny nijoroan’ny Foloalindahy, ho eny an-kianja ny rehetra rahampitso 23 Jona 2026.

​📍 Fiaingana : Coliseum Analamahitsy amin’ny 08h15

🏁 Fahatongavana : Kianjan’ Alarobia

​Miantso antsika rehetra ho tonga maro hanohana sy hifanome lanja ao anatin’ny firaisankina!

Vous aimerez aussi...