Fanamarihana ny fankalazana ny faha-66 taona niverenan’ny Fahaleovantena sy ny nijoroan’ny Foloalindahy.

𝙉𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙮 𝙖𝙣𝙟𝙖𝙧𝙖 𝙢𝙖𝙫𝙞𝙩𝙧𝙞𝙠𝙖 𝙩𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙝𝙖𝙯𝙖𝙠𝙖𝙯𝙖𝙠𝙖 𝙝𝙤 𝙛𝙖𝙣𝙠𝙖𝙡𝙖𝙯𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙝𝙖-66 𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙞𝙫𝙚𝙧𝙚𝙣𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙡𝙚𝙤𝙫𝙖𝙣𝙩𝙚𝙣𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙞𝙟𝙤𝙧𝙤𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙤𝙡𝙤𝙖𝙡𝙞𝙣𝙙𝙖𝙝𝙮 𝙈𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮, 𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙣𝙤𝙩𝙖𝙧𝙞𝙝𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙈𝙥𝙖𝙣𝙤𝙡𝙤𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 𝘼𝙫𝙤𝙣’𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙣𝙖𝙫𝙖𝙤𝙯𝙖𝙣𝙖, 𝙠𝙤̂𝙡𝙤̂𝙣𝙚𝙡𝙮 𝙍𝘼𝙈𝙋𝘼𝙉𝘼𝙍𝙄𝙑𝙊 𝙏𝙝𝙞𝙚𝙧𝙧𝙮 𝙨𝙮 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙞𝙖𝙢𝙖𝙩𝙤𝙖 𝙋𝙧𝙖𝙞𝙢𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙡𝙚𝙝𝙞𝙗𝙚𝙣’𝙣𝙮 𝙂𝙤𝙫𝙚𝙧𝙣𝙚𝙢𝙖𝙣𝙩𝙖, 𝙍𝘼𝙅𝘼𝙊𝙉𝘼𝙍𝙄𝙎𝙊𝙉 𝙈𝙖𝙢𝙞𝙩𝙞𝙖𝙣𝙖, 𝙣𝙮 𝙚𝙠𝙞𝙥𝙖 𝙖𝙫𝙮 𝙚𝙩𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙈𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙚𝙧𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙢𝙥𝙞𝙧𝙤𝙗𝙤𝙧𝙤𝙗𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙄𝙣𝙙𝙤𝙨𝙩𝙧𝙞𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙢𝙥𝙞𝙫𝙚𝙡𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙎𝙚𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙈𝙞𝙖𝙣𝙠𝙞𝙣𝙖 (𝙈𝙄𝘿𝙎𝙋), 𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙣𝙤𝙩𝙖𝙧𝙞𝙝𝙞𝙣’𝘼𝙣𝙙𝙧𝙞𝙖𝙢𝙖𝙩𝙤𝙖 𝙈𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙍𝘼𝙃𝘼𝙍𝙄𝙈𝘼𝙉𝙅𝘼𝙏𝙊 𝙉𝙮 𝙍𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙉𝙖𝙢𝙥𝙤𝙞𝙣𝙖, 𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤𝙖𝙣𝙮 𝙏𝙖𝙡𝙖𝙩𝙖 23 𝙅𝙤𝙣𝙖 2026.
Niara-nientana ny samy Andrimpanjakana sy ny Minisitera rehetra nampiseho firaisankina nandritra izany.
Nisy ny lalao baolina kitra izay nihaonan’ny FDS (Forces de Défense et de Sécurité) sy ny mpikambana eo anivon’ny Governemanta sy ny Andrim-panjakana teny amin’ny Kianjan’Alarobia ka nivoaka mpandresy tamin’ny isa 2 noho 1 ny mpikambana eo anivon’ny Governemanta sy ny Andrim-panjakana.
