Fiainana anatiny – MIDSP

𝗙𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗼𝗳𝗼𝗻-𝗸𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗵𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗸𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟲𝟲 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗹𝗲𝗼𝘃𝗮𝗻𝘁𝗲𝗻𝗮𝗻’𝗶 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮

📍« 𝙁𝙖𝙝𝙖𝙡𝙚𝙤𝙫𝙖𝙣𝙩𝙚𝙣𝙖 𝙖𝙧𝙖-𝙩𝙨𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙤 𝙫𝙤𝙖𝙡𝙤𝙝𝙖𝙣𝙮 𝙞𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣𝙙𝙧𝙖 𝙞𝙡𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙢𝙥𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤𝙨𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙞𝙯𝙖𝙤 𝙫𝙖𝙣𝙞𝙣𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤 𝙞𝙯𝙖𝙤 », 𝙝𝙤𝙮 𝙣𝙮 𝙈𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙍𝘼𝙃𝘼𝙍𝙄𝙈𝘼𝙉𝙅𝘼𝙏𝙊 𝙉𝙮 𝙍𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙉𝙖𝙢𝙥𝙤𝙞𝙣𝙖 𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙣𝙞𝙩𝙤𝙣𝙙𝙧𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙧𝙖𝙧𝙞𝙖𝙣𝙩𝙨𝙤𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙢𝙥𝙞𝙖𝙧𝙖-𝙢𝙞𝙖𝙨𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙖𝙣𝙠𝙤𝙝𝙤𝙣𝙖𝙣𝙮 𝙖𝙫𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙞𝙯𝙖𝙤 𝙖𝙣𝙠𝙖𝙩𝙤𝙠𝙮 𝙣𝙮 𝙖𝙨𝙖𝙧𝙖𝙢𝙖𝙣𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙤.

✅ Notoloran’ny mpiara-miasa fanomezana ihany koa ny Minisitra ho mariky ny fanomezam-boninahitra amin’ny maha raiamandreny azy voalohany eto anivon’ny Minisitera.

Nandritra ny fotoana niarahana dia nisy ny fankasitrahana ireo mpiara-miasa misotro ronono nahavita ny fanompoam-pirenena nandritra ny taona maro teto anivon’ny MIDSP.

Ny MIDSP dia mirary fetim-pirenena sambatra ho an’ny vahoaka Malagasy rehetra tsy ankanavaka.

Vous aimerez aussi...