Taona iray nikatrohana ho an’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny sehatra tsy miankina
✅ Tanjona iombonana mipàka any amin’ny vahoaka Malagasy ho fampandrosoana ny Firenena :
- Famoronana asa maharitra indrindra ho an’ny tanora
- Fampiroboroboana ny famokarana eto an-toerana sy ny » Vita Malagasy «
- Fanofanana sy fanohanana ny tanora amin’ny fandraharahana
