Manamarika ny fetin’ny Fahafahana isika Malagasy rahampitso 14 Oktobra 2026

📍𝘕𝘺 𝘍𝘢𝘳𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘚𝘰𝘧𝘪𝘢 𝘯𝘰 𝘮𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘺 𝘪𝘻𝘢𝘯𝘺 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘪𝘵𝘺 𝘵𝘢𝘰𝘯𝘢 𝘪𝘵𝘺 𝘴𝘢𝘵𝘳𝘪𝘢 𝘵𝘢𝘰 𝘯𝘰 𝘯𝘪𝘱𝘰𝘪𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘙𝘦𝘱𝘰𝘣𝘭𝘪𝘬𝘢 𝘔𝘢𝘭𝘢𝘨𝘢𝘴𝘺 𝘷𝘰𝘢𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯𝘺.
📌 Nilaza ny Filohan’ny Fanavaozana fa hankalazaina manerana ny Nosy ity andro ity manomboka amin’ny taona ho avy.
✅ Hampahatsiahivina ny rehetra fa mijanona ho Andro fiasana ny 14 oktobra 2026.
