Fampahafantarana ho an’ny orinasa

𝗙𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝗲𝗸𝗻𝗶𝗸𝗮 𝘀𝘆/𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮

📌Ao anatin’ny antso fahalianana ho an’ny tetikasa dia mbola misy roa ny « webinaires » ahafahana mahazo ny vaovao rehetra alohan’ny hikatonan’ny fisoratana anarana amin’ny 30 jona 2026. Manasa ireo orinasa liana hanatrika ny fivoriana an’habaka fampahafantarana izay atao isaky ny talata, amin’ny 2 ora ka hatramin’ny 3 ora sy sasany tolakandro, mandra-pahatongan’ny 23 jona 2026. Ireo webinaires ireo dia fotoana hanontanianareo sy hahazoana fanazavana feno momba ny fepetra fandraisana anjara.

✅Ny tetikasa PII (Partenariats Impact et Innovation) sy FPIE (Facilitation des Procédures d’Importation et d’Exportation) izay natomboka tamin’ny 10 jona 2026 dia manantitrantitra ny fanohanana ny orinasa madinika sy salantsalany, ny fanamorana ny fomba fanao ara-barotra ary ny fanamafisana ny fifanakalozan-kevitra eo amin’ny Fanjakana sy ny sehatra tsy miankina.

👉 Jereo ato ny antsipiriany momba ny antso ho an’ny tetikasa sy ny fepetra fandraisana anjara :

📌 Fampahalalana ilaina :

Webinaires fampahafantarana: isaky ny talata, amin’ny 2 ora ka hatramin’ny 3 ora sy sasany tolakandro, mandra-pahatongan’ny 23 jona 2026.

Rohy hidirana: https://teams.microsoft.com/dl/launcher/launcher.html

Ity antso ho an’ny tetikasa ity dia tanterahina miaraka amin’ny fanohanana avy amin’ny GIZ, ny Vondrona Eoropeana, ary ao anatin’ny hetsika Global Gateway, ho fanohanana ny fampandrosoana maharitra eto Madagasikara.

#develoPPP#GIZ#UE#GlobalGateway#Madagascar#SustainableDevelopment

Vous aimerez aussi...