Fitsidihana ara-panajana, Alpha Ciment Madagasikara

𝘼𝙣𝙤𝙨𝙮, 𝙛𝙖𝙝𝙖-02 𝙖𝙥𝙧𝙞𝙡𝙮 2026 – 𝘔𝘱𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘩𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢 𝘵𝘰𝘯𝘨𝘢 𝘯𝘪𝘵𝘴𝘪𝘥𝘪𝘬𝘢 𝘵𝘦𝘯𝘺 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘰𝘣𝘰𝘳𝘰𝘣𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘐𝘯𝘥𝘰𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘷𝘦𝘭𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘛𝘴𝘺 𝘔𝘪𝘢𝘯𝘬𝘪𝘯𝘢 (𝘔𝘐𝘋𝘚𝘗) 𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘢𝘯𝘺.

✅Tonga nitsidika ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra Tsy Miankina RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina androany ny solotenan’ny orinasa Alpha Ciment Madagascar. Niompana tamin’ny fiaraha-miasa ny dinika nifanaovana ka samy naneho fahavononana ny roa tonta ny ho amin’izany.

Vous aimerez aussi...