Fitsidihana ara-panajana, Antenimieran’ny Varotra sy ny Indostria Madagasikara – Tonizia

𝘼𝙣𝙤𝙨𝙮, 𝙛𝙖𝙝𝙖-02 𝙖𝙥𝙧𝙞𝙡𝙮 2026 – 𝘍𝘪𝘵𝘴𝘪𝘥𝘪𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘢𝘳𝘢-𝘱𝘢𝘯𝘢𝘫𝘢𝘯𝘢 𝘵𝘦𝘯𝘺 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴i𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘰𝘣𝘰𝘳𝘰𝘣𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘐𝘯𝘥𝘰𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘷𝘦𝘭𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘛𝘴𝘺 𝘔𝘪𝘢𝘯𝘬𝘪𝘯𝘢 (𝘔𝘐𝘋𝘚𝘗).
Noraisin’Andriamatoa Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra Tsy Miankina RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina androany ny delegasiona avy tamin’ny Antenimieran’ny Varotra sy ny Indostria Madagasikara Tonizia raha nanao fitsidihana ara-panajana. Nisy ny fifanakalozana ho fanamafisana ny fiaraha-miasa sy izay mety ho tetikasa hiarahana.
