SECREN: Tsy niandry ela fa niasa avy hatrany ny Tompon’andraikitra

𝑨𝒏𝒕𝒔𝒊𝒓𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂, 10 𝑱𝒐𝒍𝒂𝒚 – 𝑶𝒎𝒂𝒍𝒚 𝒎𝒂𝒓𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒏𝒂𝒑𝒆𝒕𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒐𝒇𝒊𝒔𝒊𝒂𝒍𝒚 𝒏𝒚 𝑻𝒂𝒍𝒆 𝑱𝒆𝒏𝒆𝒓𝒂𝒍𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝑺𝑬𝑪𝑹𝑬𝑵, 𝒂𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒕𝒐𝒍𝒂𝒌𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒊𝒉𝒂𝒏𝒚 𝒅𝒊𝒂 𝒆𝒇𝒂 𝒏𝒊𝒅𝒊𝒏𝒂 𝒂𝒏-𝒌𝒊𝒂𝒏𝒋𝒂 𝒏𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒂𝒏𝒚!
Inona avy ny dingana natao?
Fitsidihana ny chantier naval: Fijerena ny zava-misy mivantana sy ireo asa miandry.
Fihaonana tamin’ny mpiasa: Nifampiresaka tamin’ireo syndicat sy délégué de personnel mba hihainoana ny hetahetan’ny rehetra ho an’ny tombontsoan’ny orinasa.
Izao finiavana sy hetsika haingana izao dia tafiditra indrindra ao anatin’ny tetikadin’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina (MIDSP) ho fampijoroana sy ho fanarenana ny orinasam-panjakana SECREN.
Mirary fahombiazana ho an’ny mpitantana vaovao sy ny mpiara-miasa aminy rehetra!
