Fitondrana am-bavaka ny Firenena

𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑻𝒂𝒏𝒂̀𝒏𝒂 𝑨𝒏𝒂𝒍𝒂𝒌𝒆𝒍𝒚, 24 𝑱𝒐𝒍𝒂𝒚 2026

𝑵𝒊𝒇𝒂𝒏𝒐𝒎𝒆 𝒇𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒂𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑻𝒂𝒏𝒂̀𝒏𝒂 𝑨𝒏𝒂𝒍𝒂𝒌𝒆𝒍𝒚 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝑹𝒂𝒊𝒂𝒎𝒂𝒏𝒅𝒓𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂𝒓𝒊𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝑭𝑭𝑲𝑴 𝒏𝒂𝒏𝒂𝒕𝒂𝒏𝒕𝒆𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒕𝒐𝒂𝒎-𝒃𝒂𝒗𝒂𝒌𝒂 𝒍𝒆𝒉𝒊𝒃𝒆 𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒏𝒐𝒂𝒏𝒂, 𝒉𝒐 𝒇𝒊𝒕𝒐𝒏𝒅𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎-𝒃𝒂𝒗𝒂𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂. 𝑰𝒛𝒂𝒐 𝒇𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒐 𝒊𝒉𝒂𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒂 𝒅𝒊𝒂 𝒏𝒆𝒏𝒕𝒊𝒏𝒂 𝒏𝒊𝒕𝒔𝒂𝒑𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒍𝒂𝒉𝒆𝒍𝒐 𝒔𝒚 𝒏𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂-𝒏𝒊𝒐𝒓𝒚 𝒏𝒊𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒇𝒊𝒂𝒏𝒂𝒌𝒂𝒗𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒂𝒎𝒐𝒚 𝒉𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒐𝒉𝒐 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒕𝒓𝒂𝒏𝒈𝒂 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒂𝒍𝒂𝒉𝒆𝒍𝒐 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒏𝒂𝒎𝒐𝒊𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒊𝒏’𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂.

Tonga maro nanotrona ny fotoana ny Fitondram-panjakana notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Kolonely RANDRIANIRINA Michaël, sy ny Governemanta izay notarihin’Andriamatoa Praiminisitra, RAJAONARISON Mamitiana ho fiombonana amin’ny vahoaka Malagasy.

Andriamatoa Minisitra, RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina, amin’ny anaran’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina dia mitondra teny fampiononana feno ho an’ireo fianakaviana namoy havana.

Vous aimerez aussi...