Mahajanga | Salon des Acteurs économiques

📍20 𝘢𝘰𝘨𝘰𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 2026 – 𝘛𝘰𝘯𝘨𝘢 𝘢𝘰 𝘔𝘢𝘩𝘢𝘫𝘢𝘯𝘨𝘢 𝘈𝘯𝘥𝘳𝘪𝘢𝘮𝘢𝘵𝘰𝘢 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘰𝘣𝘰𝘳𝘰𝘣𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘐𝘯𝘥𝘰𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘷𝘦𝘭𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘴𝘺 𝘔𝘪𝘢𝘯𝘬𝘪𝘯𝘢, 𝘙𝘈𝘏𝘈𝘙𝘐𝘔𝘈𝘕𝘑𝘈𝘛𝘖 𝘕𝘺 𝘙𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘕𝘢𝘮𝘱𝘰𝘪𝘯𝘢, 𝘩𝘪𝘢𝘵𝘳𝘪𝘬𝘢 𝘯𝘺 𝘚𝘢𝘭𝘰𝘯 𝘥𝘦𝘴 𝘈𝘤𝘵𝘦𝘶𝘳𝘴 𝘌́𝘤𝘰𝘯𝘰𝘮𝘪𝘲𝘶𝘦𝘴 𝘥𝘦 𝘔𝘢𝘩𝘢𝘫𝘢𝘯𝘨𝘢.

Sehatra iray lehibe hampifanatonana ireo mpandraharaha, mpampiasa vola ary ireo mpisehatra ara-toekarena ity Salon ity, ho fampiroboroboana ny fandraharahana, ny fampiasam-bola ary ny famoronana asa ao Mahajanga.

Teo am-pahatongavana dia nanatanteraka ny vaksiny fiarovana amin’ny MPOX ihany koa Andriamatoa Minisitra, ho fandraisana andraikitra amin’ny fisorohana sy fiarovana ara-pahasalamana.

Vous aimerez aussi...