Harena an-kibon’ny tany : Avadika ho Tombontsoa ho an’ny Toekarena

Ahoana no ahafahan’ireo firenena mpamokatra harena an-kibon’ny tany misarika fampiasam-bola sy mamorona tombontsoa ara-toekarena ho an’ny firenena sy ny vahoaka?

📌 Horesahina mandritra ny World Investment Forum 2026 izany, amin’ny alalan’ny fifanakalozan-kevitra momba ny fampiasam-bola, ny fanodinana ny harena an-kibon’ny tany eto an-toerana ary ny fiaraha-miasa.

✅ Andriamatoa Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina (MIDSP), RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina no hisolo tena an’i Madagasikara amin’izao fihaonana lehibe manan-danja eran-tany izao.

📅 25 Oktobra 2026
🕚 11:15–12:30 (ora any Doha)
📍 Al Majlis, Doha

🔗 Hijery ny antsipirian’ny dinika :
https://worldinvestmentforum.unctad.org/wif2026/session/minerals-value-mobilizing-investment-economic-transformation

🌐 Tranonkala ofisialy :
https://worldinvestmentforum.unctad.org/

Vous aimerez aussi...