Fikaonandoham-paritra momba ny tetibola | Analamanga

📍 𝘌𝘕𝘈𝘔 𝘈𝘯𝘥𝘳𝘰𝘩𝘪𝘣𝘦, 31 𝘈𝘰𝘨𝘰𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 2026 – 𝘏𝘰 𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘵𝘰𝘯𝘥𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢, 𝘵𝘢𝘳𝘪𝘩𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘷𝘢𝘰𝘻𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘙𝘦𝘱𝘰𝘣𝘭𝘪𝘬𝘢𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢, 𝘒𝘰̂𝘭𝘰̂𝘯𝘦𝘭𝘺 𝘙𝘈𝘕𝘋𝘙𝘐𝘈𝘕𝘐𝘙𝘐𝘕𝘈 𝘔𝘪𝘤𝘩𝘢𝘦̈𝘭, 𝘥𝘪𝘢 𝘻𝘢𝘷𝘢-𝘥𝘦𝘩𝘪𝘣𝘦 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘩𝘢𝘪𝘯𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘭𝘢̀𝘯’𝘯𝘺 𝘷𝘢𝘩𝘰𝘢𝘬𝘢 𝘮𝘪𝘢𝘪𝘯𝘨𝘢 𝘦𝘯𝘺 𝘪𝘧𝘰𝘵𝘰𝘯𝘺 𝘬𝘢 𝘯𝘰𝘩𝘰 𝘪𝘻𝘢𝘯𝘺 𝘪𝘯𝘥𝘳𝘪𝘯𝘥𝘳𝘢 𝘯𝘰 𝘯𝘢𝘯𝘢𝘵𝘢𝘯𝘵𝘦𝘳𝘢𝘩𝘪𝘯𝘢 𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘢𝘯𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘬𝘢𝘰𝘯𝘢𝘯𝘥𝘰𝘩𝘢𝘮-𝘱𝘢𝘳𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘮𝘰𝘮𝘣𝘢 𝘯𝘺 𝘵𝘦𝘵𝘪𝘣𝘰𝘭𝘢 𝘩𝘰 𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘳𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘈𝘯𝘢𝘭𝘢𝘮𝘢𝘯𝘨𝘢. 𝘕𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘛𝘰𝘦𝘬𝘢𝘳𝘦𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘵𝘢𝘯𝘵𝘢𝘯𝘢𝘮-𝘣𝘰𝘭𝘢 𝘯𝘰 𝘯𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢𝘬𝘢𝘳𝘢 𝘪𝘻𝘢𝘯𝘺, 𝘩𝘰 𝘧𝘢𝘯𝘰𝘮𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘝𝘰𝘭𝘢𝘷𝘰𝘭𝘢𝘯-𝘥𝘢𝘭𝘢̀𝘯𝘢 𝘮𝘪𝘧𝘦𝘩𝘺 𝘯𝘺 𝘛𝘦𝘵𝘪𝘣𝘰𝘭𝘢𝘮-𝘱𝘢𝘯𝘫𝘢𝘬𝘢𝘯𝘢 𝘵𝘢𝘰𝘯𝘢 2027 (𝘗𝘓𝘍𝘐 2027).

👉Nanatrika ny fihaonambe Andriamatoa Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina, RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina, niaraka tamin’ireo mpisehatra isan-tsokajiny avy.

✅Nandritra ny fifanakalozan-kevitra no namaritana ireo filàna sy laharam-pahamehan’ny faritra. Nasongadina manokana ny fanohanana ny sehatra tsy miankina, izay fanoitra lehibe amin’ny fampiroboroboana ny toekarena, ny fampiasam-bola, ny famokarana ary ny famoronana asa. Ny tanjona dia ny hametrahana tetibola mamaly ny filàn’ny mponina sy mitondra vokatra azo tsapain-tanana eny ifotony.

Vous aimerez aussi...