Fiainana anatin’ny minisitera

𝗙𝗶𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝗺𝗶𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗼𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮-𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘇𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮

📍𝘈𝘯𝘰𝘴𝘺, 17 𝘚𝘦𝘱𝘵𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2026 – 𝘕𝘪𝘵𝘰𝘯𝘥𝘳𝘢 𝘧𝘢𝘯𝘢𝘻𝘢𝘷𝘢𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘧𝘢𝘮𝘱𝘪𝘵𝘢𝘮-𝘣𝘢𝘰𝘷𝘢𝘰 𝘮𝘪𝘬𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢 𝘯𝘺 𝘻𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘮𝘱𝘪𝘢𝘴𝘢𝘮-𝘱𝘢𝘯𝘫𝘢𝘬𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘵𝘦𝘰 𝘢𝘯𝘪𝘷𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘵𝘢𝘭𝘦𝘢𝘷𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘪𝘴𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘰𝘵𝘳𝘪𝘬𝘢𝘳𝘦𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘩𝘢-𝘰𝘭𝘰𝘯𝘢 (𝘋𝘙𝘏) 𝘦𝘵𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘰𝘣𝘰𝘳𝘰𝘣𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘐𝘯𝘥𝘰𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘷𝘦𝘭𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘴𝘺 𝘔𝘪𝘢𝘯𝘬𝘪𝘯𝘢 (𝘔𝘐𝘋𝘚𝘗).

👉Andriamatoa Sekretera Jeneraly, TATAMIARISOA Manankoraisina Landry, no nisolo tena an’Andriamatoa Minisitra, RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina, sady nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy omaly. Manao ho zava-dehibe ny fahalalan’ny mpiara-miasa rehetra eto anivon’ny minisitera ireo zo fototry ny mpiasam-panjakana ny MIDSP. Ho an’ity andiany ity izay naharitra roa andro misesy dia nifandimby nisitraka ny fampahafantarana ny zo hananan’ny mpiasam-panjakana momba ny fakana ny « congé – autorisation d’absence – permission » ireo mpiara-miasa rehetra isaky ny Fitaleavana tsirairay.

✅Izany no natao dia ho fitsinjovana ny maha-olona ary koa ho fandrindrana ny fampandehanan-draharaha eto anivon’ny MIDSP.

#MIDSP#GRH#ADMINISTRATION

Vous aimerez aussi...