Saramba manorina | Vita ny dingana voalohany !

Voaray soa aman-tsara ny fisoratana anaranao.

Inona ary ny dingana manaraka ?

Ny MISS EAGER no sehatra nomerika izay hanampy anao hanohy ny dianao ao anatin’ny fandaharanasa. Amin’ny alalan’io sehatra io no ahafahanao miditra amin’ny kaontinao manokana, mahazo torolalana sy manaraka ny fivoaranao.

📩 Araho hatrany ny pejy mba tsy ho diso anjara amin’ny vaovao sy ny dingana manaraka !

👉Mahafantatra olona nisoratra anarana ve enao tagueo ao amin’ny « commentaire » izy mba haharaka ny vaovao sady efa anomboka tsy ho ela ny fihofanana.

Tsy ho ela dia halefa eto amin’ny pejy ny rohy hidirana ao amin’ny MISS EAGER, miaraka amin’ny toromarika momba ny fomba fampiasana azy.

🌸 SARAMBA MANORINA : Ny dingana tsirairay dia manakaiky anao kokoa amin’ny hoavy vaovao !

—

EAGER | Tetikasan’ny Governemanta malagasy, arindran’ny Ministère de l’Education Nationale de Madagascar , mpiara miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola ny Vondron’ny @Banque mondiale Madagascar , iarahana miasa amin’ny Minisiteran’ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina , tanterahin’ny FID – Fonds d’Intervention pour le Développement miaraka amin’ny Bond’Innov, Le Ceentre, Issof, BNI Kred, CARD, La fabrique, CARSO, Blue Path sy ODC

Vous aimerez aussi...