Akon’ny fananganan-tsaina

𝗔𝗻𝗼𝘀𝘆, 𝗳𝗮𝗵𝗮 𝟬4 𝙈𝙖𝙮 𝟮𝟬𝟮𝟲 – 𝘝𝘰𝘭𝘢𝘯𝘢 𝘷𝘢𝘰𝘷𝘢𝘰 𝘩𝘰 𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘰𝘣𝘰𝘳𝘰𝘣𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘪𝘯𝘥𝘰𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘮𝘱𝘪𝘷𝘦𝘭𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘴𝘦𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘴𝘺 𝘮𝘪𝘢𝘯𝘬𝘪𝘯𝘢 (𝘔𝘐𝘋𝘚𝘗) 𝘪𝘵𝘺 𝘷𝘰𝘭𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘺 𝘪𝘵𝘺.

📌Satria moa ny Minisitra voatana amina andraikitra hafa dia ny Sekretera Jeneralin’ny minisitera TATAMIARISOA Manakoraisina Landry no nisolotena azy nandritra ny fananganan-tsaina natao androany.

📌Nitondra teny fampaherezana ho an’ny mpiara-miasa rehetra eto anivon’ny minisitera ny tenany mba ahatontosa antsakany sy andavany ny asa sy ny andraikiny ny tsirairay avy, nilaza ihany koa ny tenany fa misokatra ho an’ny rehetra tsy an-kanavaka izay liana hifampiresaka ny biraony. Nirary herinandro sy volana mahafinaritra ho an’ny rehetra moa ny SG teo am-pamaranana.

Vous aimerez aussi...