CNIM-Fivoriambe tsy ara-potoana

𝘾𝙖𝙧𝙡𝙩𝙤𝙣 𝘼𝙣𝙤𝙨𝙮 – 𝘼𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖𝙧𝙞𝙫𝙤, 27 𝙁𝙚𝙗𝙧𝙤𝙖𝙧𝙮 2026 – 𝘕𝘢𝘵𝘢𝘰 𝘰𝘮𝘢𝘭𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘷𝘰𝘳𝘪𝘢𝘮-𝘣𝘦 𝘵𝘦𝘰 𝘢𝘯𝘪𝘷𝘰𝘯𝘯𝘺 𝘊𝘕𝘐𝘔 (𝘊𝘰𝘯𝘴𝘦𝘪𝘭 𝘕𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯𝘢𝘭 𝘱𝘰𝘶𝘳 𝘭𝘐𝘯𝘥𝘶𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢𝘭𝘪𝘴𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘥𝘦 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘤𝘢𝘳) 𝘬𝘢 𝘧𝘢𝘯𝘢𝘰𝘷𝘢𝘯-𝘵𝘴𝘰𝘯𝘪𝘢 𝘵𝘦𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯𝘯𝘺 𝘮𝘱𝘪𝘴𝘦𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘳𝘦𝘩𝘦𝘵𝘳𝘢 𝘢𝘳𝘢-𝘱𝘢𝘯𝘫𝘢𝘬𝘢𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘢𝘷𝘺 𝘢𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘴𝘺 𝘮𝘪𝘢𝘯𝘬𝘪𝘯𝘢 𝘯𝘰 𝘯𝘢𝘮𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘻𝘢𝘯𝘺.

✅Fanavaozana sy fanitsiana ny Pacte » na ny fifanarahana iorenanny CNIM aminny fametrahana ireo fandaharanasa aminny fampiroboroboana ny indostria eto Madagasikara, fankatoavana ireo mpikambana vaovao ao anatinny filan-kevi-pitantanana, ireo votoatony roa ireo no nofehezina taminny alalanny fanaovan-tsonia. Tsy adino koa anefa ny mahakasika ireo asa iandreketanny CNIM.

Nanatrika ny fivoriana moa ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy miankina (MIDSP) RASOARAHONA Andriniaina.

📌Nanambara ny tenany fa miaina ny CNIM ary miaina ny “Pacte » amin’ny fiaraha mientana hanova. Notsindriany ihany koa fa eo hatrany ny MIDSP hifanome tànana ho soroka miara-milanja ary tongotra miara-mamindra.

📌Anisany nisongadina tao anatin’izao fivoriana izao ihany koa ny fankatoavana ny FNDI (Fonds National du Développement Industriel) izay hitsangana amin’ity taona ity, ka hanananny CNIM petra-bola 20%.

Vous aimerez aussi...