MIDSP – Akon’ny fananganan-tsaina

𝗔𝗻𝗼𝘀𝘆, 𝗳𝗮𝗵𝗮 𝟬𝟳 𝗔𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲 – 𝘛𝘢𝘰𝘳𝘪𝘯𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘵𝘴𝘢𝘯𝘨𝘢𝘯𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘨𝘰𝘷𝘦𝘳𝘯𝘦𝘮𝘢𝘯𝘵𝘢 𝘷𝘢𝘰𝘷𝘢𝘰 𝘥𝘪𝘢 𝘯𝘢𝘯𝘢𝘵𝘢𝘯𝘵𝘦𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘧𝘢𝘯𝘢𝘨𝘢𝘯𝘢𝘯-𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝘷𝘰𝘢𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯𝘺 𝘯𝘪𝘢𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘵𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘮𝘱𝘪𝘢𝘳𝘢-𝘮𝘪𝘢𝘴𝘢 𝘵𝘦𝘵𝘰 𝘢𝘯𝘪𝘷𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘰𝘣𝘰𝘳𝘰𝘣𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘐𝘯𝘥𝘰𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘷𝘦𝘭𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘴𝘺 𝘔𝘪𝘢𝘯𝘬𝘪𝘯𝘢 (𝘔𝘐𝘋𝘚𝘗) 𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘙𝘈𝘏𝘈𝘙𝘐𝘔𝘈𝘕𝘑𝘈𝘛𝘖 𝘕𝘠 𝘙𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘕𝘢𝘮𝘱𝘰𝘪𝘯𝘢.
Tao anatin’ny fandraisam-pitenenany dia nilaza ny tenany fa vonona hiara-hiasa sy hifanome tanana amin’ny tsirairay, ary misokatra hoan’ny rehetra ny varavarana entina hanatsarana sy hapandrosoana ny asa eto anivon’ny Minisitera.
Nanamafy ny Minisitra fa “tsy voninahitra ny toerana fa ny asa vita no voninahitra” Nanome toromarika ny tenany fa mila voavaha daholo ny olana izay tonga eto amin’ny MIDSP. Tsy tokony hisy ny fanavakavahana amin’ny lafiny rehetra hoy izy.
Nampahafantarana ny mpiara-miasa rehetra ihany koa moa ireo mpikambana mandrafitra ny kabinetra hiara-hiasa amin’ny Minisitra.
————
𝗠𝗜𝗗𝗦𝗣
𝗟𝗘𝗩𝗘𝗘 𝗗𝗘 𝗗𝗥𝗔𝗣𝗘𝗔𝗨
𝗔𝗻𝗼𝘀𝘆, 𝗹𝗲 𝟬𝟳 𝗮𝘃𝗿𝗶𝗹 𝟮𝟬𝟮𝟲 – 𝘓𝘦 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘵𝘳𝘦 𝘥𝘦 𝘭’𝘐𝘯𝘥𝘶𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢𝘭𝘪𝘴𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘦𝘵 𝘥𝘶 𝘋𝘦́𝘷𝘦𝘭𝘰𝘱𝘱𝘦𝘮𝘦𝘯𝘵 𝘥𝘶 𝘚𝘦𝘤𝘵𝘦𝘶𝘳 𝘗𝘳𝘪𝘷𝘦́ (𝘔𝘐𝘋𝘚𝘗), 𝘙𝘈𝘏𝘈𝘙𝘐𝘔𝘈𝘕𝘑𝘈𝘛𝘖 𝘕𝘺 𝘙𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘕𝘢𝘮𝘱𝘰𝘪𝘯𝘢 𝘢 𝘥𝘪𝘳𝘪𝘨𝘦́ 𝘭𝘢 𝘱𝘳𝘦𝘮𝘪𝘦̀𝘳𝘦 𝘴𝘦́𝘢𝘯𝘤𝘦 𝘥𝘦 𝘭𝘦𝘷𝘦́𝘦 𝘥𝘦 𝘥𝘳𝘢𝘱𝘦𝘢𝘶 𝘢𝘶 𝘴𝘦𝘪𝘯 𝘥𝘦 𝘴𝘰𝘯 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘵𝘦̀𝘳𝘦 𝘦𝘯𝘵𝘰𝘶𝘳𝘦́ 𝘥𝘦 𝘴𝘦𝘴 𝘤𝘰𝘭𝘭𝘢𝘣𝘰𝘳𝘢𝘵𝘦𝘶𝘳𝘴 𝘦𝘵 𝘥𝘦𝘴 𝘢𝘨𝘦𝘯𝘵𝘴 𝘥𝘶 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘵𝘦̀𝘳𝘦.
Le Ministre s’est déclaré prêt à collaborer et à travailler main dans la main avec chacun, tout en affirmant que les portes du ministère restent ouvertes à tous afin d’améliorer et de faire progresser les activités.
Il a aussi rappelé l’importance du travail accompli qui doit être la seule reconnaissance. Il a donné pour consigne la résolution des écueils et autres problèmes soumis au MIDSP sans aucune forme de discrimination.
Le Ministre a aussi saisi l’occasion pour présenter les membres de son Cabinet.
