๐—ฃ๐—ขฬ‚๐—Ÿ๐—˜ ๐—ฆ๐—ง๐—”๐—š๐—˜ ๐— ๐—”๐——๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—–๐—”๐—ฅ (๐—ฃ๐—ฆ๐— ) : Fanofanana andiany faharoa 2026

๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ด๐˜บ, ๐˜ง๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข 27 ๐˜‘๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ข๐˜บ 2026 – ๐˜”๐˜ฑ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐˜ข๐˜ท๐˜บ ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ’๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ช๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฌ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ต๐˜ด๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฌ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ’๐˜ฏ๐˜บ ๐˜๐˜ข๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฅ๐˜ช๐˜ฅ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ 150 ๐˜ฏ๐˜ฐ ๐˜ฉ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ข๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฌ’๐˜ข๐˜ด๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ต๐˜ฆ๐˜ญ๐˜ฐ ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ฐ.

โœ…Nanomboka androany tetsy amin’ny efitrano fivorian’ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ( MEF ) Anosy ny fanofanana arak’asa andiany faha 2 taorian’ny andiany voalohany izay natao ny 20 aprily 2026 lasa Teo. Anatin’ny fandaharan’asa ย ยป Pรดle Stage Madagascarย ยป, iarahan’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina (MIDSP), ny Minisiteran’ny Asa, ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana (MTEFOP) ary ny Sendikan’ny Indostria eto Madagasikara (SIM) izao fiofanana izao.

๐Ÿ“ŒNy lalร na mifehy ny asa sy ny fomba fitondran-tena eny anivonโ€™ny orinasa mandritra ny fiofanana arakโ€™asa no lohahevitra nanombohana ny fanofanana androany. Tanjona aminโ€™izany ny hanomanana ireo tanora hiditra eo aminโ€™ny sehatry ny asa, aminโ€™ny alalanโ€™ny fampahafantarana azy ireo ny fahaiza-miaina, ny fitsipi-pitondran-tena ary ny fomba amam-panao tokony hananana eny anivonโ€™ny orinasa eto Madagasikara.

Vous aimerez aussi...