Ady amin’ny kolikoly

𝗙𝗲𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗳𝗼𝘁𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗻𝘁𝗶𝗻𝗮 𝗺𝗶𝘀𝗼𝗿𝗼𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗹𝗶𝗸𝗼𝗹𝘆 𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗼𝗺𝗯𝗼 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗯𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮
𝙃𝘾𝘾 𝘼𝙢𝙗𝙤𝙝𝙞𝙙𝙖𝙝𝙮, 𝙛𝙖𝙝𝙖-18 𝙅𝙤𝙣𝙖 2026 – 𝘕𝘢𝘯𝘢𝘵𝘢𝘯𝘵𝘦𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘢𝘮𝘣𝘢𝘳𝘢𝘮-𝘱𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘰𝘣𝘰𝘳𝘰𝘣𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘐𝘯𝘥𝘰𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘷𝘦𝘭𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘴𝘺 𝘔𝘪𝘢𝘯𝘬𝘪𝘯𝘢, 𝘙𝘈𝘏𝘈𝘙𝘐𝘔𝘈𝘕𝘑𝘈𝘛𝘖 𝘕𝘺 𝘙𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘕𝘢𝘮𝘱𝘰𝘪𝘯𝘢.
Dingana lehibe iray entina miady amin’ny kolikoly ny fanambaram-pananana ampahibemaso ho an’ireo tompon’andraikitra ambony ho fanamafisana ny fifampitokisana eo amin’ny olom-panjakana sy ny vahoaka, ary ho fisorohana ny fanodikodinana ny fananam-bahoaka.
