๐—ฆ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฏ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฟ๐—ฎ๐—ด๐—ฒ๐˜€ ๐˜€๐˜† ๐—ฝ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ผ๐˜‚๐—ถ๐—น๐—น๐—ฒ๐˜€ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ.

Ho fanamafisana ny fandriampahalemana sy hiantohana ny fiarovana ny vahoaka, dia manohy ny hetsika iraisana ataony ny ย ยป TASK FORCE Anti-Enlรจvement ยซย , eo ambany fandrindranโ€™ny ย ยป Centre Opรฉrationnel des Forces de Dรฉfense et de Sรฉcuritรฉ (CO-FDS), ahitana ny Zandarimariam-pirenena, ny Polisim-pirenena, ary ny Tafika Malagasy.

Mitohy isak’alina ny barrages sy ny fisafoana eny an-kianja, ho fisorohana sy hiadiana aminโ€™ny asan-jiolahy ary hiantohana ny filaminam-bahoaka.

Eo anilanโ€™ny vahoaka mandrakariva ny Fitondram-panjakana. Ny fiarovana ny ainโ€™ny olom-pirenena sy ny fananany no laharam-pahamehana, ary mitohy tsy an-kijanona ny ady aminโ€™ny tsy fandriampahalemana.

Vous aimerez aussi...