SIAE 2026 | Fametrahana tontolon’ny fandraharahana matanjaka

📍 𝘊𝘊𝘐 𝘐𝘷𝘢𝘵𝘰, 21 𝘕𝘰𝘷𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2026 – 𝘕𝘪𝘧𝘢𝘯𝘵𝘰𝘬𝘢 𝘵𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘰𝘮𝘣𝘢 𝘩𝘢𝘮𝘱𝘪𝘧𝘢𝘯𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘩𝘦𝘵𝘴𝘪𝘬𝘢 𝘴𝘺 𝘩𝘢𝘯𝘦𝘴𝘰𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘴𝘢𝘬𝘢𝘯𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘩𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢, 𝘮𝘣𝘢 𝘩𝘢𝘯𝘢𝘮𝘢𝘧𝘪𝘴𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘵𝘰𝘯𝘵𝘰𝘭𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘩𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘦𝘵𝘰 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢, 𝘯𝘺 𝘭𝘢𝘵𝘢𝘣𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘣𝘰𝘳𝘪𝘣𝘰𝘳𝘺 𝘯𝘰𝘵𝘢𝘯𝘵𝘦𝘳𝘢𝘩𝘪𝘯𝘢 𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘢𝘯𝘺 𝘯𝘢𝘯𝘥𝘳𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘯𝘺 𝘚𝘐𝘈𝘌 𝘢𝘯𝘥𝘪𝘢𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘢-5.

✅ Araka ny nambaran’ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, nandritra ny fanokafana ny SIAE, dia andraikitry ny Fitondram-panjakana no mametraka tontolo ahafahan’ny Sehatra tsy Miankina mivelatra sy mampandroso ny fandraharahany.

📌 Nandray anjara tamin’ny fifanakalozan-kevitra ny Tale misahana ny Fampiroboroboana ny Fandraharahana (DPE) eto anivon’ny MIDSP, Ramatoa Faliarivony Liliane Kezia, izay nanamafy ireo ezaka ataon’ny Minisitera hanohanana ny fandraharahana, anisan’izany ny famolavolana ny lalàna mifehy ny startup.

#SIAE 2026

#MIDSP

Vous aimerez aussi...