High Level Meeting on Critical Energy

𝑻𝒐𝒏𝒕𝒐𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒊𝒐 14 𝑱𝒐𝒍𝒂𝒚 2026 𝒂𝒏𝒚 𝑵𝒆𝒘 𝒀𝒐𝒓𝒌 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒗𝒐𝒓𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒇𝒂𝒓𝒂𝒕𝒂𝒎𝒑𝒐𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝑴𝒊𝒌𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒂 (𝑶𝑵𝑼) 𝒎𝒊𝒌𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒏𝒆𝒓𝒂𝒍𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒂 𝒊𝒍𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒐𝒗𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒈𝒐𝒗𝒐 (𝑯𝒊𝒈𝒉-𝑳𝒆𝒗𝒆𝒍 𝑴𝒆𝒆𝒕𝒊𝒏𝒈 𝒐𝒏 𝑪𝒓𝒊𝒕𝒊𝒄𝒂𝒍 𝑬𝒏𝒆𝒓𝒈𝒚 𝑻𝒓𝒂𝒏𝒔𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏 𝑴𝒊𝒏𝒆𝒓𝒂𝒍𝒔).
Misolotena an’i Madagasikara amin’izany ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina, RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina.
Ny tanjon’ny fivoriana:
– Mampiray ireo mpisehatra mba hiantohana ny famatsiana ireo mineraly saro-pady.
– Manohana ny fampandrosoana lovain-jafy sy hifampizarana any amin’ireo firenena mpamokatra.
– Manatsara ny asan’ny ONU mba hisian’ny vokatra mivaingana sy mahomby.
