๐ฃ๐ขฬ๐๐ ๐ฆ๐ง๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐๐๐ฅ (๐ฃ๐ฆ๐ ) : Fanofanana andiany faharoa 2026

๐๐ฏ๐ฐ๐ด๐บ, ๐ง๐ข๐ฉ๐ข 27 ๐๐ฐ๐ญ๐ข๐บ 2026 – ๐๐ฑ๐ช๐ข๐ฏ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ข๐ท๐บ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐๐ฏ๐ซ๐ฆ๐ณ๐ช๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ฐ๐ญ๐ฐ ๐ฎ๐ช๐ข๐ฏ๐ฌ๐ช๐ฏ๐ข ๐ด๐บ ๐ต๐ด๐บ ๐ฎ๐ช๐ข๐ฏ๐ฌ๐ช๐ฏ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฅ๐ช๐ฅ๐ช๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ 150 ๐ฏ๐ฐ ๐ฉ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข๐ฌ๐ข ๐ช๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ฐ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ณ๐ข๐ฌ’๐ข๐ด๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ต๐ฆ๐ญ๐ฐ ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ.
Nanomboka androany tetsy amin’ny efitrano fivorian’ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ( MEF ) Anosy ny fanofanana arak’asa andiany faha 2 taorian’ny andiany voalohany izay natao ny 20 aprily 2026 lasa Teo. Anatin’ny fandaharan’asa ย ยป Pรดle Stage Madagascarย ยป, iarahan’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina (MIDSP), ny Minisiteran’ny Asa, ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana (MTEFOP) ary ny Sendikan’ny Indostria eto Madagasikara (SIM) izao fiofanana izao.
Ny lalร na mifehy ny asa sy ny fomba fitondran-tena eny anivonโny orinasa mandritra ny fiofanana arakโasa no lohahevitra nanombohana ny fanofanana androany. Tanjona aminโizany ny hanomanana ireo tanora hiditra eo aminโny sehatry ny asa, aminโny alalanโny fampahafantarana azy ireo ny fahaiza-miaina, ny fitsipi-pitondran-tena ary ny fomba amam-panao tokony hananana eny anivonโny orinasa eto Madagasikara.
