Fankalazana ny Octobre Rose

📍𝘈𝘯𝘰𝘴𝘺, 30 𝘰𝘬𝘵𝘰𝘣𝘳𝘢 2026 – 𝘡𝘢𝘷𝘢-𝘥𝘦𝘩𝘪𝘣𝘦 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘢𝘴𝘢𝘭𝘢𝘮𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘣𝘢 𝘩𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘪𝘯𝘥𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘩𝘢𝘩𝘪𝘵𝘢𝘯𝘢 𝘷𝘰𝘬𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘴𝘢𝘳𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘢𝘴𝘢 𝘢𝘵𝘢𝘰.
✅Nofaranana androany ny fankalazana ny Octobre Rose teto amin’ny Ministeran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina (MIDSP). Nikarakara hetsika ara-tsosialy « Zumba » ho an’ny mpiara-miasa ny teo anivon’ny Fitaleavana misahana ny Otrikarena Mahaolona (DRH) hanamarihana izany.
📌Lahy tokana ny aina ary antoky ny fahombiazana ny fananana fahasalamana.
