CEO Summit Ocean Indian andiany faharoa / Nofaranana tamin’ny fifanaovan-tsonia

𝙉𝙤𝙫𝙤𝙩𝙚𝙡, 𝙛𝙖𝙝𝙖 10 𝙖𝙥𝙧𝙞𝙡𝙮 2026- 𝘍𝘢𝘯𝘢𝘰𝘷𝘢𝘯-𝘵𝘴𝘰𝘯𝘪𝘢 𝘯𝘰 𝘯𝘢𝘮𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘊𝘌𝘖 𝘚𝘶𝘮𝘮𝘪𝘵 𝘐𝘯𝘥𝘪𝘢𝘯 𝘖𝘤𝘦𝘢𝘯 𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘢𝘯𝘺 𝘬𝘢 𝘴𝘰𝘯𝘪𝘢 𝘧𝘪𝘧𝘢𝘯𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢-𝘮𝘪𝘢𝘴𝘢 𝘦𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘪 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘎𝘪𝘯𝘦𝘢 𝘩𝘢𝘮𝘢𝘥𝘪𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘧𝘪𝘧𝘢𝘯𝘢𝘯-𝘬𝘢𝘭𝘰𝘻𝘢𝘯-𝘬𝘦𝘷𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘩𝘰 𝘢𝘴𝘢 𝘮𝘪𝘷𝘢𝘪𝘯𝘨𝘢𝘯𝘢 𝘩𝘢𝘮𝘱𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘴𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘵𝘰𝘦𝘬𝘢𝘳𝘦𝘯𝘢 𝘢𝘵𝘺 𝘢𝘵𝘴𝘪𝘮𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘳𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘳𝘢𝘯𝘰𝘮𝘣𝘢𝘴𝘪𝘣𝘦 𝘐𝘯𝘥𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘈𝘧𝘳𝘪𝘬𝘢 𝘯𝘰 𝘯𝘢𝘵𝘢𝘰.

✅Fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa miompana amin’ny fampiroboroboana ny indostria, ny fifanan-kalozana ara-barotra ary ny fanamorana ny fifandraisana sy fivezivezena no natao.

📌Ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra Tsy Miankina (MIDSP) RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina sy ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana tetsy an-daniny ary i Ramatoa CAMARA Fatima, Minisitry ny Indostria sy ny Varotra Gineana tetsy an-kilany no nanao ny sonia.

📌Nandritra ny lanonam-pamaranana moa dia nisy ny fanolorana mari-pankasitrahana an’ireo Minisitra telo tonta ireo.

Any amin’ny Nosy La Réunion no hotanterahina ny CEO Summit Ocean Indian andiany fahatelo ny taona 2027.

Vous aimerez aussi...