JNSS | lalao nasionaly ara-panatanjahantena an-tsekoly 2026

𝘔𝘢𝘩𝘢𝘫𝘢𝘯𝘨𝘢, 10 𝘈𝘰𝘨𝘰𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 2026 – 𝘕𝘢𝘯𝘰𝘬𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘰𝘮𝘣𝘢 𝘰𝘧𝘪𝘴𝘪𝘢𝘭𝘺 𝘯𝘺 𝘓𝘢𝘭𝘢𝘰 𝘕𝘢𝘴𝘪𝘰𝘯𝘢𝘭𝘺 𝘢𝘳𝘢-𝘱𝘢𝘯𝘢𝘵𝘢𝘯𝘫𝘢𝘩𝘢𝘯𝘵𝘦𝘯𝘢 𝘢𝘯-𝘵𝘴𝘦𝘬𝘰𝘭𝘺 𝘢𝘯𝘥𝘪𝘢𝘯𝘺 2026 𝘯𝘺 𝘗𝘳𝘢𝘪𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘓𝘦𝘩𝘪𝘣𝘦𝘯’𝘯𝘺 𝘎𝘰𝘷𝘦𝘳𝘯𝘦𝘮𝘢𝘯𝘵𝘢 𝘙𝘈𝘑𝘈𝘖𝘕𝘈𝘙𝘐𝘚𝘖𝘕 𝘔𝘢𝘮𝘪𝘵𝘪𝘢𝘯𝘢

✅ Nigadona tany Mahajanga ny hariva teo ny delegasiona tarihin’ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta. Miara-dia aminy any an-toerana ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina, RAHARIMANJATO Ny Riana Nampoina.

📌 Haharitra efatra andro ity lalao hampiray hina ny tanora isaky ny faritra rehetra ity ary hampisongadina ireo mpianatra izay ho avin’ny firenena.

Vous aimerez aussi...