Lalao fitaizam-batan’ny mpiasam-panjakana (ASIEF) – Fiadiana ho tompondaka isam-paritra

Nahazo medaly volamena ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy Miankina teo amin’ny taranja VTT sokajy B 30-40 taona nandritra ny Fiadiana ho tompondaka isam-paritra natao ny 06 jona 2026. Nisolotena ary nitondra avo ny anaran’ny MIDSP nandritra ny lalao i ANDRIANANTENAINA Nicolai Marc Vincent mpiara-miasa eo anivon’ny Minisitera. Nanome voninahitra ny fifaninanana ny Talen’ny Kabinetra, TIDAHY Chantal.
Alefa MIDSP!
