Fiaraha-miasa eo amin’ny MIDSP sy ny GFEM

𝗛𝗔𝗠𝗣𝗜𝗧𝗢𝗠𝗕𝗢𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗝𝗔𝗥𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗩𝗘𝗛𝗜𝗩𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗥𝗢𝗕𝗢𝗥𝗢𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗜𝗡𝗗𝗢𝗦𝗧𝗥𝗜𝗔

𝘼𝙣𝙤𝙨𝙮, 22 𝙅𝙤𝙣𝙖 2026 – 𝙉𝙤𝙧𝙖𝙞𝙨𝙞𝙣’𝘼𝙣𝙙𝙧𝙞𝙖𝙢𝙖𝙩𝙤𝙖 𝙈𝙞𝙣𝙞𝙨𝙞𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙢𝙥𝙞𝙧𝙤𝙗𝙤𝙧𝙤𝙗𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙄𝙣𝙙𝙤𝙨𝙩𝙧𝙞𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙢𝙥𝙞𝙫𝙚𝙡𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙎𝙚𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙈𝙞𝙖𝙣𝙠𝙞𝙣𝙖 (𝙈𝙄𝘿𝙎𝙋), 𝙍𝘼𝙃𝘼𝙍𝙄𝙈𝘼𝙉𝙅𝘼𝙏𝙊 𝙉𝙮 𝙍𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙉𝙖𝙢𝙥𝙤𝙞𝙣𝙖 𝙩𝙚𝙩𝙮 𝘼𝙣𝙤𝙨𝙮, 𝙣𝙮 𝙙𝙚𝙡𝙚𝙜𝙖𝙨𝙞𝙤𝙣𝙖 𝙖𝙫𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙁𝙞𝙫𝙤𝙣𝙙𝙧𝙤𝙣𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙑𝙚𝙝𝙞𝙫𝙖𝙫𝙮 𝙈𝙥𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙝𝙖𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙚𝙩𝙤 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖 (𝙂𝙁𝙀𝙈), 𝙣𝙤𝙩𝙖𝙧𝙞𝙝𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙁𝙞𝙡𝙤𝙝𝙖𝙣𝙮, 𝙍𝙖𝙢𝙖𝙩𝙤𝙖 𝙍𝘼𝙕𝘼𝙆𝘼𝘽𝙊𝘼𝙉𝘼 𝙁𝙖𝙣𝙟𝙖.

Ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta no anton’ny fihaonana. Naneho ny faniriany ny GFEM mba ho hita taratra misimisy kokoa ny vehivavy eo amin’ny sehatry ny indostria.

Nanamafy ny fahavononany hifanohana amin’izy ireo Andriamatoa Minisitra, ary nanamarika fa hery lehibe mitondra vokatsoa ho an’ny fampandrosoana ny Firenena ny asa sahanin’ny vehivavy mpandraharaha malagasy.

Vous aimerez aussi...