Nandray ny toerany ny Tale misahana ny fanohanana ny fampiroboroboana ny Indostria maharitra vaovao

📍𝗔𝗻𝗼𝘀𝘆, 12 𝗝𝗼𝗻𝗮 2026 -𝘛𝘢𝘯𝘵𝘦𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘢𝘯𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘧𝘢𝘮𝘪𝘯𝘥𝘳𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘵𝘢𝘯𝘵𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘵𝘦𝘰 𝘢𝘯𝘪𝘷𝘰𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘪𝘵𝘢𝘭𝘦𝘢𝘷𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘪𝘴𝘢𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘯𝘰𝘩𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘍𝘢𝘮𝘱𝘪𝘳𝘰𝘣𝘰𝘳𝘰𝘣𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘪𝘯𝘥𝘰𝘴𝘵𝘳𝘪𝘢 𝘮𝘢𝘩𝘢𝘳𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘪𝘻𝘢𝘺 𝘯𝘢𝘵𝘳𝘦𝘩𝘢𝘯-𝘥𝘳𝘢𝘮𝘢𝘵𝘰𝘢 𝘛𝘢𝘭𝘦𝘯’𝘯𝘺 𝘬𝘢𝘣𝘪𝘯𝘦𝘵𝘳𝘢, 𝘛𝘐𝘋𝘈𝘏𝘠 𝘊𝘩𝘢𝘯𝘵𝘢𝘭.

✅Naneho teny fisaorana amin’ny fahatokisana azy ny Tale vaovao, Ramatoa RAJAONARIVELO Harena Iharisoa ary hihezaka hitondra vokatra ho fanohanana ny Fampiroboroboana ny indostria mba hiteraka asa.

Nisaotra ny Tale Teo aloha tamin’ny asa vita ny Talen’ny kabinetra nandritra ny fandraisany fitenenana ary niantso ny mpiara-miasa rehetra ho an’ny fanolorantena amin’ny fiaraha-miasa mba hitondra avo ny voninahitry ny Minisitera.

Vous aimerez aussi...